Tamin'ny 10 ora alina teo angamba izay izahay sy Gaël vao natory. Nitafatafa teo izahay , nahagaga kely ahy hoe lasa be resaka be izy tsy toy ny taloha . ( Tadidiko mantsy fa tamin'i Ranja Gaël mbola taty dia tsy dia miresaka amiko izy. Raha mba miaraka aminay sy Flavio aza izy dia Flavio ihany no tena resahany .... Fa eny e , mba niova koa izany izy koa .... Les gens changent , Nofy a )
Tena Mbola te hatory aho fa tsy maintsy mifoha satria mbola hanao cours sabotsy mantsy. ( Maninona koa ary raha i Andraina no mampanao cours ahy e .... C'est un bon prof . Fa raha izany koa no misy dia angamba laozako mijery azy fotsiny fa azo eritreretina kosa aloha e )
Comme d'habitude, je suis allée au toilette le matin mais il y a eu un odeur si fort et bizzare dans le toilette. Cet odeur m'a fait tourner la tête, je n'ai même pas pu y rester plus longtemps. Donc j'ai décidé de rentrer pour boire un verre d'eau et prendre mes affaires pour se doucher .
_Bonjour Nofy . Andraina a croisé mon chemin avec un petite sourire.
Izaho moa mbola fanimpanina no nahita azy dia novaliko fotsiny izy hoe " manao ahoana ramose " dia lasa aho. Fa lasa saina indray aho hoe raha henon'i Andraina izany ilay fofona ao dia mety ho hieritreritra izy hoe izaho no nanao azy... ( Sady mety ho fanina koa izy , ahoana re izany no ataoko e ??)
_ramose
Soa ihany fa mbola tsy nanokatra varavarana izy iny nantsoiko iny .
_oui ky Nofy ?
( Inona re izany no hoteneniko eto e ? Dia ahoana koa raha poritra be izy dia tsy hiheno izay lazaiko akory ?? )
_ misaotra ramose tamin'ilay omaly a , saika bedy aho raha tsy naterin'i ramose teo.
Nitsiky kely izy dia nitodika indray ... ( Oh non...)
_ramose a
Dia nijery ahy indray izy , tsy niteny intsony izy fa niandry ahy hiteny nefa izaho amin'io efa tsy misy tenenina intsony.
_ ramose ve mba afaka mampanao cours ahy ? ( Ouuuf , improvisation re izany raha olona e🤣 ....)
_euh , oui par contre laisse moi voir avec mon emploi du temps, okey Nofy ?
C'est inévitable de l'empêcher d'entrer dans le toilette mais j'espère de tout cœur que l'odeur est atténue ....
( Fa na dia izany aza tena mba tiako fantarina hoe fofona inona koa ary izany , fa vao niditra aho dia tonga dia fanina be .... Ny tsy tiako hoe hiahiahy Andraina hoe izaho no nanao an'izany satria izaho no itany farany tao......)Fa tsy tafiditra ny toilette akory i Andraina dia naneno ny findainy tany ambony ka maika ery izy niakatra ny tohatra ( ouuuuf voavonjy ihany , fa mba iza ary izany miantso an'i Andraina izany e , je me demande ?? )
_fa inona moa izany no hijanonan'i Nofy ela be any e
Nataotra be aho nahita ny masony menamena be nijery ahy. Nangovitra kely aho sady tsy nahetsika teo aloan'i Mr Miaro. Tsy hitako intsony izay novaliana fa teo aho dia teo
_manotany an'i Nofy anie aho e
Nanatona ahy mr Miaro , henoko teny aminy ilay fofona mahery be tao amin'ny toilette ... ( Fa inona ary izany fofona izany raha avy any aminy ) Nampatahotra ny fihetsiny, ohatra ny hoe hidaroka ahy izany izy . Ireto masony tena menamena ....
_Miaro o
Tena nisaorako mangina neny niantso azy , ny fialako teo amin'ny lalantsara teo ny ela . Niomana haingana ihany aho fa efa saika tara indray . Tsy nisakafo maraina akory aza aho fa nolazaiko tamin'i neny hoe eny an-dalana aho no mihinana . ( Ny marina , tsy te hifanatrika amin'i mr Miaro mihintsy aho . Tena hafahafa ilay poziny tankeo iny , hafahafa )
VOUS LISEZ
Nofy Notefena
RandomL'histoire d'une jeune fille après la rencontre de son nouveau prof de Math j'ai écrit le roman en franco-malagasy pour l'originalité de l'histoire 🙂