Nikaragoa Sy Ny Fetiny

3 1 0
                                    

➪Nanoratra ihany za na dia ratsy vela ara le tantara kkkk

➪Bref, tantara nosoratako momban'i Nikaragoa satria taditiko fa tiako be io Firenena io taminy taloha de afaka nanoratra momba an'azy amzay za!

➪Tsisy mandeha amin'izay loana ilay tantara.

𑁍𑁍𑁍

"¿Qué estás haciendo Nicaragua? (Manao inona enao Nikaragoa ?)" Kosta ricana nanontany tamin'ilay firenena Amerikana Afa. Nikaragoa naheno an'azy de nitraka tamin'ilay taratasy feno loko tao anaty tanany.

"¿Mmh? ¿Qué pasa? (Mmh? Misy inona?)" Nikaragoa nanontany indray tany Kosta ricana. Ilay firenena nierika soroka.

"solamente pongo la question (nanontany fotsiny za)" niteny zareo. Nikaragoa nitsiky kely.

"Hago decoraciones para mi festival (Manao aingo trano hoan'ny ilay fetiko za)" namaly ilay nikaragoana. Kosta ricana nanandrata volomaso iray sady nimehimehy kely, nijery an'i Nikaragoa, kosa nisy fanahy tsara ao anatin'ny masony.

"¿y de que se trata esta vez? (De momban'inona le izy zao?)"

Nijery an'i Kosta rikana kosa i Nikaragoa ka nisy tsiky kely nanomboka nipoitra teo amin'ny tarehiny. Ilay firenena olombelona nahatsapa ka ny fijerenan'azy dia fomba figafiana. Nanodidina ny masony.

"¿No vas a decirme que está fiesta de trata, sí?(Tsy hotenenao zao mombaninona zao le izy, any e?)"

"Vas a ver después (ho hitanao rehefa veo)"

Nanopy ny masony Kosta rikana, nisy tsiky kely kosa ny tarehy sady nimehime kely ilay firenena afa.

Tamin'ny farany nandeha ilay vehivavy ka ilay nikaragoanina nieritreritra kely, nitsiky tamin'ny ilay fety ho ataony.

[...]

"Nga ain'enao inona ilay fety ho karakarain'ny?(¿Sabías siquiera qué tipo de "festival" haría?)" Goatemala nanontany tamin'i Kosta rikana sady nanamboatra an'ny volony Panama, ilay vehivavy afa nilay teo amin'ny tany, nilalao an'ilay finday an'azy. Kosta ricana nilay teo ambon'ny canapé iray sady namaky.

Kosa ny sainany tsy nijanona teo anatin'ny ilay izy.

Nisentosento ilay vehivavy ka napetrany ilay fitaovana dia nijery an'ny namany anaky roa.

"Fa zany nge le olana e! Tsy aiko ko ara inona le izy! (¡Está es el problema! No siquiera sé que se trata de!)" Nimenimenina ilay Kosta ricanina. Goatemala nijery an'azy, tsy niraharaha be an'le nampirisikan'i ilay tanàna afa. Panama kosa nijanona nijery an'ny finday any dia naheno an'ilay firesahana an'ilay olona anaky roa.

Nanomboka liana izy.

"¿Qué estás hablando con ella, Guatemala? (Inona no resahina anao miaraka amin'azy Goatemala?)" nanontany Izy. Ilay Goatemalanina nitraka fa tsy nijery an'ilay vehivavy tao amin'ny tany izy.

"Costa Rica se queja de no saber de qué se trata el partido de Nicaragua.(Menimenina be I Kosta rikana satria tsy ainy momban'ny inona ilay fetin'ny Nikaragoa.)" nanazava ilay Goatemalanina.

Nimehimehy fotsiny ilay vehivavy panamiana kosa nibanjina an'azy Kosta ricana.

"lo siento pero eso me hizo reir. (Azafady fa nampimehimehy an'ahy fotsiny le izy.)" nanazava Panama fa mbola nisy tsiky kely ihany teo amin'ny tarehiny. Nanakodina maso fotsiny ilay anaky iray.

Teo tampoka, naneno ilay finday an'i Panama ka nijery izy. Ny figanana nipoitra teo amin'ny tarehiny nahaliana an'ilay vehivavy anaky roa tao anatiny ilay efitra.

"¿Qué pasa? (Misy inona?)" Nanontany I Goatemala sy Kosta ricana, ilay anaky iray nijery kokoa an'ilay finday. Panama nikipikipy maso.

"Ay, mety aiko oe momban'ny inona le fety zany... (Entonces, pienso que sé que está fiesta se trata de...)" Namaly ilay panamanian. Nitsangana I Kosta rikana ka nitringatringa kely izy mba ho hijery an'ilay Izy. Fara dia lasa gaga izy.

"¿¡Hoy es su cumpleaño ?! (Nga tsingery-taonany androany?!)"

𑁍𑁍𑁍

(Saika nataoko tantara lava be le izy fa adiniko fa tsy mahay miteny gasy tsara kosa ara za-)

Fun fact : saika nasoriko le politikana oe 500 teny farafakely dia atao 1000 niray kosa rehefa manoratra amin'ny teny gasy za fohy kely le tononkalo-

Sady azafady fa nampiasa Google traduction za satria kamo be za ampiasan'ny saiko lol-

Bref veloma daholo :')

20/03/2024

{614 teny}

You've reached the end of published parts.

⏰ Last updated: Mar 20 ⏰

Add this story to your Library to get notified about new parts!

𑁍Countryhumans Malagasy one-shot𑁍Where stories live. Discover now