🇲🇬
Rako-javona vao
maraindraina zareo
itony lemak'ikopa
Fendrofendro mameno ity fo mitoreo
Ranomaso mirotsaka
Mbola lavitra mantsy ilay tany fodiana
D'ilay tany niaviana
Ngolingoly ao anatiko ao
Lavik'avana aty mora mankalao ry nao
Fa lavitra anao
Misoko miadana tsy mamela
Hery miafina iray tsy hay resena ry nosy
Fitiavako anao
Ndeha hody aho
Ho ento aho ray tongotro
Tsy aharitra ela intsony aho
Dia hikopaka
Taratr'andro osa osa miloko
Embonembona
Tampon'Ankaratra
Vezivezy tsy mety mitombona re
Ny ahiahy lasa lavitra
Sasa-mievina ireo lavi-tiana ry nao
Tsisy vovoka atao kilalao
🇲🇬💭
- JoinedFebruary 12, 2020
Sign up to join the largest storytelling community
or
Mitalaho famonjena Aminao aho,Jeso!Noho ireo fahotana vitako,Mivalo Aminao e!!Fa diso meloka tokoaTsy mendrika ahy akory n'y hiantso hoe Jesô!!Noho n'y amiko sy noho n'y fahotako maro no nanoran...View all Conversations
4 Reading Lists
- Reading List
- 17 Stories
- Reading List
- 32 Stories