SamanthaNyah

Mitalaho famonjena Aminao aho,Jeso!
          	Noho ireo fahotana vitako,
          	Mivalo Aminao e!!
          	Fa diso meloka tokoa
          	Tsy mendrika ahy akory n'y hiantso hoe Jesô!!
          	Noho n'y amiko sy noho n'y fahotako maro no nanoranao tena,ho avotro
          	Namoizanao ny ainao koa
          	Nalatsakao ny ranao SOA
          	Ho fanavotana ahy amin'ny otako.!!
          	             
          	
          	       Mafy sady mahavaky fo ry Tompo 
          	Ny kapoaka nentinao
          	Fa fahorina fijaliana
          	Nozakainao sy nihafihanao.
          	
          	Tsapako tokoa anio ry Ray,ny fitiavanao ahy
          	Fany hazo fijalianao,sy ny dinitrao nitete e!!
          	Tsy ho adinoiko fa ho tsaroako ho ahy ré!.
          	
          	Neniko n'y lasa ny ho avy ampy hisainako,satria
          	Hianao no Mpamonjy bé fitia
          	ny Nanombohana Anao hisolo heloka ahy izao,
          	Ka mba diovy s'y sasao amin'ny ranao
          	
          	Vonona aho no anonitra n'y ratsy vitako taloha,ka n'y andro sisa mbola hiainako
          	Dia atokako hanompoako anao,sy hanolorako ny tenako izao mba ho ambany elatrao!.

SamanthaNyah

Mitalaho famonjena Aminao aho,Jeso!
          Noho ireo fahotana vitako,
          Mivalo Aminao e!!
          Fa diso meloka tokoa
          Tsy mendrika ahy akory n'y hiantso hoe Jesô!!
          Noho n'y amiko sy noho n'y fahotako maro no nanoranao tena,ho avotro
          Namoizanao ny ainao koa
          Nalatsakao ny ranao SOA
          Ho fanavotana ahy amin'ny otako.!!
                       
          
                 Mafy sady mahavaky fo ry Tompo 
          Ny kapoaka nentinao
          Fa fahorina fijaliana
          Nozakainao sy nihafihanao.
          
          Tsapako tokoa anio ry Ray,ny fitiavanao ahy
          Fany hazo fijalianao,sy ny dinitrao nitete e!!
          Tsy ho adinoiko fa ho tsaroako ho ahy ré!.
          
          Neniko n'y lasa ny ho avy ampy hisainako,satria
          Hianao no Mpamonjy bé fitia
          ny Nanombohana Anao hisolo heloka ahy izao,
          Ka mba diovy s'y sasao amin'ny ranao
          
          Vonona aho no anonitra n'y ratsy vitako taloha,ka n'y andro sisa mbola hiainako
          Dia atokako hanompoako anao,sy hanolorako ny tenako izao mba ho ambany elatrao!.

SamanthaNyah

Postpartum is hard.
          
          It’s bleeding for weeks while trying to heal with no sleep.
          It’s nipples cracked and burning while a baby still needs to eat.
          It’s stitches that pull every time you sit,
          a body that doesn’t feel like yours anymore,
          and hormones that make you cry over everything and nothing.
          
          It’s being touched all day long but feeling invisible.
          It’s looking in the mirror and not recognizing the person staring back.
          It’s wanting help but not knowing how to ask.
          It’s smiling when people visit, even though inside you’re drowning.
          
          It’s lonely.
          It’s overwhelming.
          It’s beautiful and brutal at the same time.
          
          And nobody prepares you for how heavy it feels
          or how worth it it somehow still is

SamanthaNyah

Quand ton premier enfant est une petite fille
          
          Le monde paraît plus doux et plus lumineux tout à la fois.
          Tu vois son petit visage, ses mains délicates,
          et soudain tu comprends l’amour d’une façon que tu n’avais jamais connue auparavant.
          Elle est la première à te faire réaliser que l’éternité
          peut tenir dans quelque chose d’aussi petit,
          la première à faire battre ton cœur
          à la fois de joie et de tendresse.
          
          Quand ton premier enfant est une petite fille,
          tu commences à imaginer les chapitres à venir :
          lui tresser les cheveux le matin,
          garder ses petits dessins dans une boîte,
          l’écouter partager ses rêves le soir.
          Elle est révérences et éclats de rire,
          mais aussi force et esprit,
          et tu sais déjà qu’elle grandira
          en reflétant des morceaux de toi d’une manière à laquelle tu ne t’attendais pas.
          
          Quand ton premier enfant est une petite fille,
          tu sais que ta vie a changé pour toujours.
          Elle est ton commencement,
          ton espoir enveloppé dans de petites mains,
          celle qui a fait de toi une mère,
          et peu importe le nombre d’années qui passeront,
          elle restera toujours l’enfant
          qui t’a appris la première ce que signifie l’amour inconditionnel.

SamanthaNyah

''INY VADIKO INY...''
          
          Ray o!
          Iny vadiko iny mba hiangaro kely androany
          Tantano sy tsimbino n'aiza n'aiza tany ombany
          Harovy lalan-dava amin'ny sedra mampanahy
          Dia...
          Tolory fahendrena amin'izay fakam-panahy...
          
          Ray o!
          Iny tokako iny mba hiangaro kely anio
          Ianao no hanolotsaina ka hanome ny fo madio
          Ataovy tsapany any fa any an-trano izay ilay vadiny
          Mandohalika mangina mba hanamaivana ireo adiny...
          
          Ray ô!
          Iny vadiko iny mba omeo izay mety ilainy
          Ianao no hialoha lalana amin-javatra kasainy
          Raha sendra tratra hariva, raha mety re tantano 
          Dia vatana salama no hiverina ato an-trano...
          
          Ray o!
          Tsy sanatria mandidy re fa fotsiny miangavy
          Izahay mantsy hangina fa ianao kosa no hiady
          Mba fihantana kely no handoalihako eto androany: 
          iny vadiko iny mba tahio hatrany hatrany 

SamanthaNyah

Lasa ny saiko ry 'lay silaky ny aiko
          Atomboko aiza ny fitaizana anao ?
          Ho tantanako ve mba tsy hianjera
          Sa avela kely mba hahay andeha irery
          Tena hanao izay heriko aho
          Hahatafita anao
          Na sedra aza ny any aoriana
          Soa lavo hahay hamindra
          Mbola ho be ny ho atrehinao
          Inty aho
          
          Ho haiko anie
          Ny hiampita ireny anatra maro
          Fahalalana, fahendrena
          Toroy aho ry Ray
          Mba ho tena ray aman-dreny
          
          Be reo ratsy fanahy
          Maro ireo ratsy fo
          Ataovy ny tsara
          Manaova ny soa
          Ilay Ray ao ambony ao
          Raiko sady mbola Rainao
          Izy no fantaro fa Izy no miaro
          Mbola ho tojo fitiavana
          Rehefa any aoriana any
          Raha sendra latsa-tomany
          Dingana ihany izany
          Raha mila manontany ianao
          Inty aho
          
          Ho haiko anie
          Ny hiampita ireny
          Anatra maro
          Fahalalana fahendrena
          Toroy aho ry Ray mba ho tena…
          
          Hanampy izay kely mba haiko
          Fitiavana anao ry ilay silaky ny aina
          Toroy aho ry Ray
          Mba ho tena ray amandreny

SamanthaNyah

Salut la communauté Wattpad !
          
          J’espère que vous pourrez m’aider à retrouver mon livre coup de cœur, celui que j’ai toujours adoré ! J’aimerais vraiment le relire.
          
          En gros, je cherche un livre qui raconte l’histoire d’une jeune joueuse de volley-ball nommée Kylie, qui entretient une relation secrète avec son professeur d’éducation physique, Logan Spencer. Ce dernier est aussi l’un des amis proches de son grand frère.
          
          C’était ma trilogie préférée, et même aujourd’hui, elle reste spéciale pour moi ! Je l’avais lue sur Wattpad, mais je ne sais pas si l’autrice a changé son nom ou si l’histoire a été publiée sur une autre plateforme.
          
          Si je me souviens bien, le titre était Forbidden, Forgotten, Forgiven.
          
          Si quelqu’un connaît ce livre, merci de me dire où je peux le retrouver !
          Je vous remercie d’avance pour votre aide !

SamanthaNyah

Maman, ta fille a parfois l'impression qu'elle n'en peut plus, que l'air est lourd et que la vie est courte.
          
          Maman, ta fille se demande parfois si ça vaut vraiment le coup, si toi aussi tu as douté, si tu as eu peur, si tu as déjà échoué.
          
          Maman, ta fille n'a pas toujours envie de regarder le ciel, parfois elle traîne les pieds, noue des mots dans sa gorge et laisse ses yeux être des mares de larmes. 
          
          Maman, ta fille est fatiguée, tombe, reste éveillée, se recroqueville dans son lit, se met à crier et son âme se vide de son sang.
          
          Mais maman, ta fille se souvient qu'elle est ta fille et puis elle se lève, secoue ses genoux, ses coudes, son espoir. Elle prend un bain chaud et met du café avec des clous de girofle, de l'anis, de la cannelle et du piloncillo dans la cafetière, elle brode une nouvelle armure parce que tu ne l'as pas élevée pour abandonner, elle se regarde dans le miroir et de là elle reconnaît ton sourire . 
          
          Maman, ta fille a parfois besoin d'y aller doucement, de jeter tel ou tel lest, de se retrouver, de détruire des rêves et d'en construire de nouveaux par-dessus, parfois elle a besoin de s'asseoir et de respirer, de crier pour lâcher prise, se découvrir, se réinventer.
          
          Maman, ta fille souffre parfois, mais tout comme toi, elle n'abandonne pas..

ynataa

Salut ! J'ai vu que tu avais lu Contre toute attente sur Wattpad. Malheureusement, il a été supprimé de toutes les plateformes et je suis désespérément à la recherche du tome 2. Est-ce que tu l'aurais téléchargé par hasard ? Ce serait vraiment génial si tu pouvais m'aider. Merci d'avance !

SamanthaNyah

Hey hey ! excuse moi ! c’est la que j’ai remarqué ton message! hélas j’en trouves pas le tome 2 mais il a était publié il parait
Reply